Fandraisana Fahatongavana Tatitra Fiarovana Mifandraisa
FR MG EN
Tolotra SmartCheck

Tatitra RH

Tatitra RH amin’ny antsipiriany

Ovay ho tabilao (dashboard) azo ampiasaina ny angona. Manafaingana ny fanapahan-kevitra sy ny fikarakarana karama ny tatitra SmartCheck.

  • Tatitra isan’andro, isan-kerinandro ary isam-bolana
  • Fandinihana ny tsy fahatongavana, ny fahatarana ary ny ora fanampiny
  • Famoahana angona vonona ho an’ny mpitantana
Hiresaka amin’ny manam-pahaizana